FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Raha misy hafa firenena monina eo aminareo ka te hankalaza ny Paska ho an’i Jehovah, dia tsy maintsy forana ny lehilahy rehetra ao amin’ny ankohonany. Afaka mankalaza azy io izy aorian’izay, ary hanjary ho toy ny teratany. Fa tsy misy mahazo mihinana azy io ny lehilahy tsy voafora.+

  • Asan’ny Apostoly 11:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Koa rehefa niakatra tany Jerosalema i Petera, dia nanakiana azy* ny mpomba ny famorana,+ 3 ka niteny hoe: “Niditra tao an-tranon’ny tsy mifora ianao sady niara-nisakafo taminy.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara