-
1 Petera 2:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ianareo kosa dia “firazanana voafidy, mpanjaka sady mpisorona, firenena masina,+ vahoaka nataon’Andriamanitra ho fananany manokana,+ mba hanambara hatraiza hatraiza ny hatsaran’Ilay”*+ niantso anareo hiala tamin’ny haizina ho amin’ny hazavany mahagaga.+ 10 Tsy firenena mantsy ianareo taloha, fa firenen’Andriamanitra kosa ianareo izao.+ Tsy namindrana fo ianareo taloha, fa efa nahazo famindram-po kosa izao.+
-