-
Asan’ny Apostoly 14:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Ary niala tao indray izy ireo dia nandeha sambo nankany Antiokia. Tao ireo rahalahy no nangataka tamin’Andriamanitra mba haneho hatsaram-panahy miavaka tamin’izy roa lahy, tamin’izy ireo hanomboka an’ilay asa, izay efa vitany tanteraka izao.+
-