FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 17:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Notenenin’i Jesosy mafy avy eo ilay demonia ka nivoaka tamin’ilay ankizilahy. Dia sitrana tamin’izay ora izay ilay ankizilahy.+

  • Marka 1:25, 26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Niteny mafy azy anefa i Jesosy hoe: “Mangìna, dia mivoaha aminy!” 26 Ary nataon’ilay fanahy maloto nifanintontsintona ilay lehilahy. Nikiakiaka mafy be koa ilay fanahy, dia avy eo nivoaka tamin’ilay lehilahy.

  • Marka 1:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Dia nanasitrana olona be dia be voan’ny aretina+ isan-karazany izy, ary namoaka demonia maro. Tsy navelany hiteniteny anefa ny demonia, satria fantatr’ireny fa izy no Kristy.*

  • Lioka 9:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia nantsoin’i Jesosy izy 12 Lahy, ka nomeny hery sy fahefana hamoaka ny demonia+ rehetra sy hanasitrana aretina.+

  • Lioka 10:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Faly ireo mpianatra 70 rehefa niverina, ka niteny hoe: “Tompo ô, na ny demonia aza manaiky anay rehefa mampiasa ny anaranao+ izahay.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara