FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 5:18-20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 ka nosamboriny ny apostoly ary nataony tao amin’ny fonjam-panjakana.+ 19 Nosokafan’ny anjelin’i Jehovah* anefa ny varavaran’ny fonja+ ny alin’iny, ka navoakany izy ireo. Ary hoy ilay anjely tamin’izy ireo: 20 “Mandehana mijoro ao amin’ny tempoly, ary torio foana amin’ny olona ny teny rehetra momba an’izany fiainana izany.”

  • Asan’ny Apostoly 12:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia iny fa nisy anjelin’i Jehovah* nijoro teo,+ ary nisy hazavana namirapiratra tao amin’ilay efitra figadrana. Ary nodoniny teo amin’ny tehezany i Petera ka nofohaziny, sady hoy izy: “Mitsangàna haingana!” Dia latsaka niala tamin’ny tanan’i Petera ny rojo vy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara