-
Romanina 4:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 fa ho antsika koa. Natao ho antsika koa izany, satria mino an’Ilay nanangana an’i Jesosy Tompontsika tamin’ny maty isika.+
-
-
Hebreo 13:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Nafahan’ilay Andriamanitry ny fiadanana avy tany amin’ny maty ilay mpiandry+ ondry lehibe, dia i Jesosy Tompontsika, izay nitondra ny ran’ny fifanekena mandrakizay. Enga anie ilay Andriamanitry ny fiadanana
-