Asan’ny Apostoly 22:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Rehefa natsotra mba hokaravasina i Paoly, dia hoy izy tamin’ilay manamboninahitra nijoro teo: “Azonareo atao* angaha ny mikapoka Romanina* mbola tsy voaheloka?”*+ Asan’ny Apostoly 23:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Nosamborin’ny Jiosy ity lehilahy ity ary efa saika novonoiny ho faty, kanjo tonga haingana aho niaraka tamin’ny miaramilako ka namonjy azy,+ satria henoko fa Romanina+ izy.
25 Rehefa natsotra mba hokaravasina i Paoly, dia hoy izy tamin’ilay manamboninahitra nijoro teo: “Azonareo atao* angaha ny mikapoka Romanina* mbola tsy voaheloka?”*+
27 Nosamborin’ny Jiosy ity lehilahy ity ary efa saika novonoiny ho faty, kanjo tonga haingana aho niaraka tamin’ny miaramilako ka namonjy azy,+ satria henoko fa Romanina+ izy.