FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 22:27-29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Ary nanatona an’i Paoly ilay mpitari-tafika ka niteny hoe: “Hono ho’aho, Romanina ve ianao?” Dia hoy izy: “Ie!” 28 Hoy ilay mpitari-tafika: “Vola be no naloako vao nahazo ny zom-pirenena romanina aho.” Fa hoy i Paoly: “Izaho kosa vao teraka dia efa nanana an’izany zo izany.”+

      29 Tonga dia niala teo aminy ireo lehilahy saika hampijalijaly azy mandritra ny famotorana. Ary natahotra ilay mpitari-tafika rehefa fantany fa Romanina izy nefa nasainy nofatorana rojo vy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara