Asan’ny Apostoly 19:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tamin’i Apolosy+ mbola tany Korinto, dia nitety ny afovoan-tany i Paoly ary nidina tany Efesosy.+ Nahita mpianatra vitsivitsy tao izy, 1 Korintianina 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Izao no tiako holazaina: Misy milaza hoe “Izaho an’i Paoly”, na hoe “Izaho an’i Apolosy”,+ ary ny hafa indray miteny hoe “Izaho an’i Kefasy”,* na “Izaho an’i Kristy.” 1 Korintianina 3:5, 6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
19 Tamin’i Apolosy+ mbola tany Korinto, dia nitety ny afovoan-tany i Paoly ary nidina tany Efesosy.+ Nahita mpianatra vitsivitsy tao izy,
12 Izao no tiako holazaina: Misy milaza hoe “Izaho an’i Paoly”, na hoe “Izaho an’i Apolosy”,+ ary ny hafa indray miteny hoe “Izaho an’i Kefasy”,* na “Izaho an’i Kristy.”