-
Jaona 1:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 —Nanome porofo momba azy i Jaona, dia niantsoantso hoe: “Izy ilay nolazaiko hoe: Lasa eo alohako ilay ho avy ao aorianako, satria efa nisy talohako izy.’”+—
-
-
Jaona 1:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Izy ilay nolazaiko hoe: ‘Misy olona ho avy ao aorianako, nefa lasa eo alohako izy, satria efa nisy talohako.’+
-