Asan’ny Apostoly 17:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia niditra tao hoatran’ny fanaony+ i Paoly mba hitory tamin’izy ireo. Ary nandritra ny sabata telo izy no niezaka nandresy lahatra azy ireo, ka nampiasa ny Soratra Masina+ rehefa nanao an’izany.
2 Dia niditra tao hoatran’ny fanaony+ i Paoly mba hitory tamin’izy ireo. Ary nandritra ny sabata telo izy no niezaka nandresy lahatra azy ireo, ka nampiasa ny Soratra Masina+ rehefa nanao an’izany.