Marka 1:14, 15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Rehefa voasambotra i Jaona, dia nankany Galilia i Jesosy+ mba hitory ny vaovao tsaran’Andriamanitra.+ 15 Ary hoy izy: “Efa tonga ny fotoana voatondro, ary efa akaiky ny Fanjakan’Andriamanitra. Mibebaha+ ianareo, ka minoa ny vaovao tsara.”
14 Rehefa voasambotra i Jaona, dia nankany Galilia i Jesosy+ mba hitory ny vaovao tsaran’Andriamanitra.+ 15 Ary hoy izy: “Efa tonga ny fotoana voatondro, ary efa akaiky ny Fanjakan’Andriamanitra. Mibebaha+ ianareo, ka minoa ny vaovao tsara.”