Matio 28:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jaona 3:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Tian’ny Ray ny Zanaka+ ka nomeny teo am-pelatanany ny zava-drehetra.+ Asan’ny Apostoly 5:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Nasandratr’Andriamanitra ho eo ankavanany+ anefa izy, ka lasa Mpitarika Lehibe Indrindra+ sy Mpamonjy,+ mba hahafahan’ny Israely hibebaka sy hahazo famelan-keloka.+
31 Nasandratr’Andriamanitra ho eo ankavanany+ anefa izy, ka lasa Mpitarika Lehibe Indrindra+ sy Mpamonjy,+ mba hahafahan’ny Israely hibebaka sy hahazo famelan-keloka.+