1 Timoty 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Milaza mazava tsara anefa ny fanahy masina fa hiala amin’ny finoana ny sasany any aoriana any, satria mihaino teny mamitaka avy amin’ny fanahy*+ sy mihaino fampianaran’ny demonia. 2 Timoty 4:3, 4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Jaona 2:18, 19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
4 Milaza mazava tsara anefa ny fanahy masina fa hiala amin’ny finoana ny sasany any aoriana any, satria mihaino teny mamitaka avy amin’ny fanahy*+ sy mihaino fampianaran’ny demonia.