-
Filipianina 3:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Raha misy olona tena manana antony ianteherana amin’ny nofo, dia izaho.
Ary raha misy mieritreritra hoe afaka miantehitra amin’ny nofo, dia izaho mbola mihoatra noho izy. 5 Noforana tamin’ny andro fahavalo+ mantsy aho, avy tamin’ny firenen’Israely, avy tamin’ny fokon’i Benjamina, Hebreo nateraky ny Hebreo,+ ary Fariseo+ raha ny lalàna no resahina.
-