Romanina 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoy àry aho: Nialan’Andriamanitra* angaha ny vahoakany?+ Sanatria izany! Fa izaho koa mba Israelita, taranak’i Abrahama, ary avy amin’ny fokon’i Benjamina.
11 Hoy àry aho: Nialan’Andriamanitra* angaha ny vahoakany?+ Sanatria izany! Fa izaho koa mba Israelita, taranak’i Abrahama, ary avy amin’ny fokon’i Benjamina.