FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 9:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa lasa i Ananiasy ary niditra tao amin’ilay trano, dia nametra-tanana taminy sady niteny hoe: “Saoly, ry rahalahiko, naniraka ahy i Jesosy Tompo, ilay niseho taminao teny amin’ilay lalana nandehananao nankatỳ, mba hahita indray ny masonao ary ho feno fanahy masina ianao.”+ 18 Tonga dia nisy zavatra hoatran’ny kiran-trondro nilatsaka avy tamin’ny masony, ka nahita indray izy. Nitsangana izy avy eo, ary natao batisa.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara