FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 27:23, 24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Nisy anjelin’ilay+ Andriamanitra tompoko sady anaovako fanompoana masina mantsy nitsangana teo akaikiko tamin’ny alina, 24 dia niteny hoe: ‘Aza matahotra, ry Paoly, fa tsy maintsy hijoro eo anatrehan’i Kaisara ianao.+ Ary hitsimbina ny ainao Andriamanitra sady hitsimbina ny ain’izay rehetra miara-dia aminao ato anaty sambo.’

  • Asan’ny Apostoly 28:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Koa nanao fotoana tamin’i Paoly izy ireo, ary vao mainka maro kokoa no tonga tao an-tranony. Dia nohazavain’i Paoly tsara* tamin’izy ireo ny momba ny Fanjakan’Andriamanitra, nanomboka tamin’ny maraina mandra-paharivan’ny andro. Te handresy lahatra azy ireo momba an’i Jesosy+ mantsy izy, ka nampiasa ny Lalàn’i Mosesy+ sy izay noresahin’ny Mpaminany.+

  • Asan’ny Apostoly 28:30, 31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Koa nipetraka roa taona katroka tao amin’ny trano nohofany+ i Paoly, ary nandray tsara an’izay rehetra tonga tao aminy. 31 Nitory ny Fanjakan’Andriamanitra tamin’izy ireo izy ary nampianatra momba an’i Jesosy Kristy Tompo. Tena sahy+ izy rehefa nanao an’izany sady tsy nisy nanakantsakana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara