-
Asan’ny Apostoly 23:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Koa tokony hiteny amin’ilay mpitari-tafika ianareo sy ny Fitsarana Avo hoe mila entiny midina atỳ aminareo i Paoly, dia mody ataovy hoe te hanadihady misimisy kokoa momba an’ilay raharaha itsarana azy ianareo. Ho efa vonona ny hamono azy anefa izahay alohan’ny hahatongavany atỳ.”
-