Asan’ny Apostoly 24:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Rehefa afaka dimy andro, dia nidina tany Kaisaria i Ananiasy+ mpisoronabe sy ny anti-panahy sasany ary ny mpisolovava* iray atao hoe Tertylo, ka niampanga an’i Paoly tamin’ny governora.+
24 Rehefa afaka dimy andro, dia nidina tany Kaisaria i Ananiasy+ mpisoronabe sy ny anti-panahy sasany ary ny mpisolovava* iray atao hoe Tertylo, ka niampanga an’i Paoly tamin’ny governora.+