-
Asan’ny Apostoly 17:30, 31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Marina fa ninia tsy nijery an’ireny andro tsy nahalalana azy ireny Andriamanitra.+ Izao anefa izy milaza amin’ny olombelona rehetra, na aiza na aiza, fa tokony hibebaka izy ireo. 31 Izy mantsy efa namaritra andro iray izay kasainy hitsarana+ ara-drariny ny tany,* amin’ny alalan’ny lehilahy iray voatendriny. Ary efa nanome antoka ho an’ny olona rehetra izy fa hitranga izany, rehefa nanangana azy io tamin’ny maty.”+
-