-
Asan’ny Apostoly 25:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 I Festosy kosa nila sitraka tamin’ny Jiosy+ ka namaly an’i Paoly hoe: “Tianao ve ny hiakatra ho any Jerosalema dia hotsaraina eo anatrehako momba an’izany zavatra izany?”
-