-
Asan’ny Apostoly 18:14, 15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Vao saika hiteny anefa i Paoly, dia hoy i Galio tamin’ny Jiosy: “Raha nanao ratsy na nahavita heloka bevava io lehilahy io, dia ho naharitra nihaino anareo ihany aho, ry Jiosy. 15 Fa raha adihevitra momba ny teny sy anarana ary ny lalànareo,+ dia alamino any ny anareo. Tsy te hitsara an’izany aho.”
-
-
Asan’ny Apostoly 23:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 “Ho an’Andriamatoa Feliksa Governora hajaina: Miarahaba anao, izaho, Klaodio Lysia.
-
-
Asan’ny Apostoly 23:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Hitako fa adihevitra momba ny Lalàn-dry zareo+ no iampangany azy, fa tsy misy zavatra tokony hamonoana azy ho faty na hanagadrana azy.
-