-
Asan’ny Apostoly 21:30, 31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Dia nisavorovoro ny iray tanàna, ary niara-nirohotra ny olona. Koa nosamborin’izy ireo i Paoly ka notaritaritiny tany ivelan’ny tempoly, ary tonga dia nohidiana ny vavahady. 31 Rehefa nitady hamono azy izy ireo, dia nisy niteny tany amin’ny mpitari-tafika hoe misahotaka i Jerosalema manontolo.
-