-
Asan’ny Apostoly 25:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Rehefa avy niara-nidinika tamin’ireo mpanolo-tsaina i Festosy, dia niteny hoe: “Nampakarinao any amin’i Kaisara ny raharaha, ka dia ho any amin’i Kaisara ianao.”
-