FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 24:11, 12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Azonao hamarinina koa fa tsy mihoatra ny 12 andro izay no niakarako hivavaka tany Jerosalema.+ 12 Ary tsy nahita ahy niady hevitra tamin’olona tao amin’ny tempoly ireo na nampirisika ny vahoaka hirotaka, na tao amin’ny synagoga izany na eran’ny tanàna.

  • Asan’ny Apostoly 25:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hoy anefa i Paoly rehefa niaro ny tenany: “Tsy nandika ny Lalàn’ny Jiosy aho, na nanota tamin’ny tempoly na tamin’i Kaisara.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara