Asan’ny Apostoly 24:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ekeko eto anatrehanao anefa, fa mifanaraka amin’ilay antsoin’izy ireo hoe ‘sekta’* no anompoako ny Andriamanitry ny razambeko,+ satria mino an’izay rehetra voalazan’ny Lalàna sy voasoratra ao amin’ny Mpaminany+ aho.
14 Ekeko eto anatrehanao anefa, fa mifanaraka amin’ilay antsoin’izy ireo hoe ‘sekta’* no anompoako ny Andriamanitry ny razambeko,+ satria mino an’izay rehetra voalazan’ny Lalàna sy voasoratra ao amin’ny Mpaminany+ aho.