-
Asan’ny Apostoly 3:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Ary nisy lehilahy nalemy tongotra hatrany an-kibon-dreniny nentin’olona teo amin’ny vavahadin’ny tempoly, ilay atao hoe Vavahady Kanto. Napetrak’izy ireo isan’andro teo izy, mba hangataka tamin’izay niditra tao amin’ny tempoly.
-