2 Horoahin’ny olona hiala amin’ny synagoga+ ianareo. Mbola ho avy aza ny fotoana hiheveran’izay mamono anareo+ hoe manao fanompoana masina ho an’Andriamanitra izy rehefa manao an’izany. 3 Hanao an’izany izy, satria mbola tsy fantany na izaho na ny Ray.+