-
Asan’ny Apostoly 10:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Dia nijery azy tsara i Kornelio sady natahotra be, ka niteny hoe: “Ahoana izay, tompoko?” Dia hoy izy: “Efa nohenoin’Andriamanitra ny vavaka nataonao, ary hitany koa ny fiantranao ny mahantra, ka tsy hadinony izany.+
-