FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 3:25, 26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ianareo no zanaky ny mpaminany sy zanaky ny fifanekena nifanaovan’Andriamanitra tamin’ny razambenareo,+ tamin’izy nilaza tamin’i Abrahama hoe: ‘Hahazo fitahiana amin’ny alalan’ny taranakao ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany.’+ 26 Rehefa avy nanendry an’ilay Mpanompony Andriamanitra, dia tany aminareo aloha izy no nirahiny+ mba hahazoanareo fitahiana, ka hanampy anareo tsirairay hiala amin’ny zava-dratsy nataonareo.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara