Jaona 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nomena tamin’ny alalan’i Mosesy ny Lalàna,+ fa tamin’ny alalan’i Jesosy Kristy kosa no nanehoana ny hatsaram-panahy miavaka+ sy ny fahamarinana.+
17 Nomena tamin’ny alalan’i Mosesy ny Lalàna,+ fa tamin’ny alalan’i Jesosy Kristy kosa no nanehoana ny hatsaram-panahy miavaka+ sy ny fahamarinana.+