2 Petera 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mampanantena fahafahana ho azy ireo izy, nefa ny tenany aza andevon’ny fahalotoana.+ Andevon’izay* maharesy azy mantsy izay resy.+
19 Mampanantena fahafahana ho azy ireo izy, nefa ny tenany aza andevon’ny fahalotoana.+ Andevon’izay* maharesy azy mantsy izay resy.+