-
1 Timoty 1:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Namindrana fo anefa aho mba ho amin’ny alalako, izay tena mpanota be, no hampisehoan’i Kristy Jesosy hoe manam-paharetana be izy. Izaho no nataony ohatra ho an’izay olona hino azy mba hahazoana fiainana mandrakizay.+
-