-
Romanina 5:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Ary tonga ny Lalàna mba hampisehoana fa be dia be ny heloka.+ Arakaraka ny habetsahan’ny ota anefa, dia vao mainka koa lehibe ny hatsaram-panahy miavaka.
-