-
2 Korintianina 5:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Fa fantatsika fa raha horavana* ny tranontsika eto an-tany, izany hoe ity vatana toy ny tranolay ity,+ dia homen’Andriamanitra trano tsy nataon-tanana+ sady maharitra mandrakizay any an-danitra isika. 2 Mitaraindraina tokoa mantsy isika ato amin’ity trano* ity, ary maniry mafy hahazo an’ilay trano* avy any an-danitra,*+ izay hanaovantsika hoatran’ny akanjo,
-