Romanina 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsy hoe satria nankatò lalàna i Abrahama na ny taranany dia nampanantenaina hoe handova tontolo iray,+ fa satria nekena hoe olo-marina izy noho izy nanam-pinoana.+
13 Tsy hoe satria nankatò lalàna i Abrahama na ny taranany dia nampanantenaina hoe handova tontolo iray,+ fa satria nekena hoe olo-marina izy noho izy nanam-pinoana.+