-
Matio 1:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ny taranaka rehetra nanomboka tamin’i Abrahama ka hatramin’i Davida àry, dia nisy 14; ary nanomboka tamin’i Davida ka hatramin’ny fotoana nanaovana sesitany ny Jiosy tany Babylona, dia 14; ary nanomboka tamin’ny nanaovana sesitany azy ireo tany Babylona ka hatramin’i Kristy, dia 14.
-