Asan’ny Apostoly 13:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Tena notanterahin’Andriamanitra tamintsika taranany izany fampanantenana izany, rehefa nanangana an’i Jesosy tamin’ny maty izy,+ araka ny voasoratra ao amin’ny salamo faharoa hoe: ‘Zanako ianao; androany aho no lasa Rainao.’+
33 Tena notanterahin’Andriamanitra tamintsika taranany izany fampanantenana izany, rehefa nanangana an’i Jesosy tamin’ny maty izy,+ araka ny voasoratra ao amin’ny salamo faharoa hoe: ‘Zanako ianao; androany aho no lasa Rainao.’+