22 Ry Israely ô, na betsaka aza ny vahoakanao,
Hoatran’ny fasika any an-dranomasina,
Dia ny sisa amin’izy ireo ihany no hiverina.+
Efa tapaka hoe haringana ny vahoaka,+
Ka hampiharina tanteraka aminy ny rariny.+
23 Efa tapa-kevitra ny handringana i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay Tompo Fara Tampony,
Ka hampiharina amin’ilay tany manontolo izany.+