-
Lioka 7:29, 30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 —Rehefa naheno an’izany ny olona rehetra sy ny mpamory hetra, dia niaiky fa manao ny rariny Andriamanitra. Ny batisan’i Jaona mantsy no nanaovana batisa azy ireo.+ 30 Fa ny Fariseo sy ireo nahay Lalàna kosa tsy niraharaha ny sitrapon’Andriamanitra* momba azy ireo,+ satria tsy nanaiky hataon’i Jaona batisa.—
-