-
Deoteronomia 30:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Tsy any ampitan-dranomasina koa ilay izy, ka hilaza ianao hoe: ‘Iza no hiampita ranomasina haka an’izany ho antsika, mba hahafahantsika mihaino sy mankatò an’izany?’
-