Isaia 28:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Mametraka vato fototra ao Ziona aho, dia vato efa voasedra.+Io no vato fehizoro+ sarobidy izay fototra azo antoka.+ Tsy hatahotra izay rehetra maneho finoana azy io.+ Romanina 9:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 araka ny voasoratra hoe: “Mametraka vato+ mahatafintohina sy vatolampy mampianjera ao Ziona aho, nefa tsy ho diso fanantenana izay mino azy io.”+
16 Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Mametraka vato fototra ao Ziona aho, dia vato efa voasedra.+Io no vato fehizoro+ sarobidy izay fototra azo antoka.+ Tsy hatahotra izay rehetra maneho finoana azy io.+
33 araka ny voasoratra hoe: “Mametraka vato+ mahatafintohina sy vatolampy mampianjera ao Ziona aho, nefa tsy ho diso fanantenana izay mino azy io.”+