-
Romanina 9:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Tsy izay ihany fa niantsoantso hoatr’izao momba ny Israely i Isaia: “Na betsaka hoatran’ny fasika any an-dranomasina aza ny zanak’Israely, dia ny sisa amin’izy ireo ihany no hovonjena.+
-