-
Galatianina 2:15, 16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Jiosy tena Jiosy isika, fa tsy mpanota avy amin’ny hafa firenena, 16 ary fantatsika fa izay olona mino an’i Jesosy Kristy+ ihany no ambara hoe marina,+ fa tsy izay mankatò lalàna.* Dia nino an’i Kristy Jesosy isika, mba hambara hoe marina satria mino an’i Kristy fa tsy hoe mankatò lalàna. Fa tsy hisy olona* hambara hoe marina satria fotsiny hoe mankatò lalàna.+
-