-
Romanina 3:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Manana tombony àry ve isika raha oharina amin’ny hafa? Tsy izany mihitsy! Efa nohazavaintsika teo aloha hoe andevozin’ny ota daholo+ na ny Jiosy na ny Grika,
-