Isaia 40:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Iza no mahavita mandrefy* ny fanahin’i Jehovah?Ary iza no afaka mampianatra azy ka hanoro hevitra azy?+ Daniela 4:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Tsinontsinona ny mponina rehetra eto an-tany, raha ampitahaina aminy. Manao izay sitrapony rehetra izy, eo amin’ny tafiky ny lanitra sy ny mponina eto an-tany. Tsy misy mahasakana azy,*+ na afaka miteny aminy hoe: ‘Fa inona ity ataonao?’+
13 Iza no mahavita mandrefy* ny fanahin’i Jehovah?Ary iza no afaka mampianatra azy ka hanoro hevitra azy?+
35 Tsinontsinona ny mponina rehetra eto an-tany, raha ampitahaina aminy. Manao izay sitrapony rehetra izy, eo amin’ny tafiky ny lanitra sy ny mponina eto an-tany. Tsy misy mahasakana azy,*+ na afaka miteny aminy hoe: ‘Fa inona ity ataonao?’+