FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 11:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Jereo àry fa sady tsara fanahy+ Andriamanitra no hentitra. Hentitra izy amin’ny sampany tapaka,+ fa tsara fanahy aminao kosa, raha mbola miezaka ny ho mendrika ny hanehoany hatsaram-panahy ianao. Raha tsy izany, dia hokapaina koa ianao.

  • Efesianina 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Io Zanany io no nampiasaina mba hanafahana antsika amin’ny alalan’ny vidim-panavotana, ka nahazoantsika famelan-keloka+ noho ny rany.+ Tena lehibe mantsy ny hatsaram-panahy miavaka asehon’Andriamanitra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara