Deoteronomia 32:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ahy ny famaliana ary izaho no hamaly+Amin’ny fotoana voatondro, rehefa mibolisatra ny tongony.+Efa akaiky mantsy ny andro hahitany loza,Ary ho tonga haingana ny zavatra efa miandry azy.’ Hebreo 10:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Fantatsika Ilay niteny hoe: “Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly”, sy hoe: “Hitsara ny vahoakany i Jehovah.”*+
35 Ahy ny famaliana ary izaho no hamaly+Amin’ny fotoana voatondro, rehefa mibolisatra ny tongony.+Efa akaiky mantsy ny andro hahitany loza,Ary ho tonga haingana ny zavatra efa miandry azy.’
30 Fantatsika Ilay niteny hoe: “Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly”, sy hoe: “Hitsara ny vahoakany i Jehovah.”*+