-
Eksodosy 23:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 “Raha hitanao mirenireny ny ombin’ny fahavalonao na ny ampondrany, dia tsy maintsy aterinao any aminy.+
-
-
Lioka 6:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 “Fa izao kosa no lazaiko aminareo mihaino ahy: Tiavo foana ny fahavalonareo, manaova soa foana amin’izay mankahala anareo,+
-